plt_tn/jos/04/17.md

453 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra dia nanao azy mazava tsara fa ny fizaran'ny Reniranon'ny Jordana dis tsy nisy hafa ny fizaran'ny Ranomasina Mena ho an'ny taranaka teo aloha.

dia niverina tamin'ny toerany ary nihoatra ny morony ny reniranon'i Jordana

Ny Renirano'ny Jordana dia nanafotra ny morony ary tondran-drano ny faritra tao aloha sy tao aorian'ny nandalovan' ny Israely teo amin'ny tany maina.

efatra andro

"4 andro"