# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra dia nanao azy mazava tsara fa ny fizaran'ny Reniranon'ny Jordana dis tsy nisy hafa ny fizaran'ny Ranomasina Mena ho an'ny taranaka teo aloha. # dia niverina tamin'ny toerany ary nihoatra ny morony ny reniranon'i Jordana Ny Renirano'ny Jordana dia nanafotra ny morony ary tondran-drano ny faritra tao aloha sy tao aorian'ny nandalovan' ny Israely teo amin'ny tany maina. # efatra andro "4 andro"