plt_tn/jos/04/08.md

16 lines
639 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Josoa sy ireo Israely dia manao hatrany arak'izay nibaikoin'i Yaveh azy.
# naka vato roa ambin'ny folo teo afovoan'ny Jordana izy ireo
Izany dia maneho ireo roambin'ny folo lahy nilanja vato avy eny amin'ny fandrian-dranon'ny Reniranon'ny Jordana.
# Avy eo Josoa nametraka vato roa ambin'ny folo teo afovoan'ny Reniranon'ny Jordana
Ireo dia fanampim-bato, tsy ireo vato izay nentin'ireo roambin'ny folo lahy avy any amin'ny fandrian-drano.
# Any izany fahatsiarovana izany mandrak'ankehitriny.
Ity dia midika ny fahatsiarovana tany hatramin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.