# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Josoa sy ireo Israely dia manao hatrany arak'izay nibaikoin'i Yaveh azy. # naka vato roa ambin'ny folo teo afovoan'ny Jordana izy ireo Izany dia maneho ireo roambin'ny folo lahy nilanja vato avy eny amin'ny fandrian-dranon'ny Reniranon'ny Jordana. # Avy eo Josoa nametraka vato roa ambin'ny folo teo afovoan'ny Reniranon'ny Jordana Ireo dia fanampim-bato, tsy ireo vato izay nentin'ireo roambin'ny folo lahy avy any amin'ny fandrian-drano. # Any izany fahatsiarovana izany mandrak'ankehitriny. Ity dia midika ny fahatsiarovana tany hatramin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.