plt_tn/jos/04/08.md

639 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Josoa sy ireo Israely dia manao hatrany arak'izay nibaikoin'i Yaveh azy.

naka vato roa ambin'ny folo teo afovoan'ny Jordana izy ireo

Izany dia maneho ireo roambin'ny folo lahy nilanja vato avy eny amin'ny fandrian-dranon'ny Reniranon'ny Jordana.

Avy eo Josoa nametraka vato roa ambin'ny folo teo afovoan'ny Reniranon'ny Jordana

Ireo dia fanampim-bato, tsy ireo vato izay nentin'ireo roambin'ny folo lahy avy any amin'ny fandrian-drano.

Any izany fahatsiarovana izany mandrak'ankehitriny.

Ity dia midika ny fahatsiarovana tany hatramin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.