plt_tn/jos/04/06.md

20 lines
722 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Josoa miteny amin'ireo Israely izay dikan'ny vato roambin'ny folo atonta.
# 'Novakiana teo anatrehan'ny fiaran'ny fifaneken'i Yaveh ny ranon'i Jordana
Izany dia azo lazaina ho tso-drafitra. D.H: "Yaveh namaky ranon'ny Jordana teo anoloan'ny fiaran'ny fifanekeny.
# ny ranon'ny Jordana dia
"Ny Reniranon'ny Jordana dia"
# 'Novakiana teo anatrehan'ny fiara
Ny Reniranon'ny Jordana dia nosakanana tamin'ny alalan'Andriamnitra avy amin'ny fikorianana mankany amin'ny fiara izay voatondra avy tamin'ireo mpisorona.
# dia vaky ny ranon'ny Jordana
Ny fikorian'ny rano dia nitsahatra teo anoloan'ny fiara ka voakasik'izany ny olona rehetra nandeha teo amin'ny fandrian-drano maina.