plt_tn/jos/04/06.md

722 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Josoa miteny amin'ireo Israely izay dikan'ny vato roambin'ny folo atonta.

'Novakiana teo anatrehan'ny fiaran'ny fifaneken'i Yaveh ny ranon'i Jordana

Izany dia azo lazaina ho tso-drafitra. D.H: "Yaveh namaky ranon'ny Jordana teo anoloan'ny fiaran'ny fifanekeny.

ny ranon'ny Jordana dia

"Ny Reniranon'ny Jordana dia"

'Novakiana teo anatrehan'ny fiara

Ny Reniranon'ny Jordana dia nosakanana tamin'ny alalan'Andriamnitra avy amin'ny fikorianana mankany amin'ny fiara izay voatondra avy tamin'ireo mpisorona.

dia vaky ny ranon'ny Jordana

Ny fikorian'ny rano dia nitsahatra teo anoloan'ny fiara ka voakasik'izany ny olona rehetra nandeha teo amin'ny fandrian-drano maina.