# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Josoa miteny amin'ireo Israely izay dikan'ny vato roambin'ny folo atonta. # 'Novakiana teo anatrehan'ny fiaran'ny fifaneken'i Yaveh ny ranon'i Jordana Izany dia azo lazaina ho tso-drafitra. D.H: "Yaveh namaky ranon'ny Jordana teo anoloan'ny fiaran'ny fifanekeny. # ny ranon'ny Jordana dia "Ny Reniranon'ny Jordana dia" # 'Novakiana teo anatrehan'ny fiara Ny Reniranon'ny Jordana dia nosakanana tamin'ny alalan'Andriamnitra avy amin'ny fikorianana mankany amin'ny fiara izay voatondra avy tamin'ireo mpisorona. # dia vaky ny ranon'ny Jordana Ny fikorian'ny rano dia nitsahatra teo anoloan'ny fiara ka voakasik'izany ny olona rehetra nandeha teo amin'ny fandrian-drano maina.