plt_tn/jos/04/04.md

8 lines
371 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Josoa miteny amin'ireo roambin'ny folo lahy izay tokony ataony.
# ao afovoan'i Jordana. Hilanja vato eny amin'ny sorony avy ianareo tsirairay
Ireo roambin'ny folo lahy tsirairay dia hilanja vato be avy eny amin'ny Fandrian-dranon'ny Onin'ny Jordana ary itondra azy ireo mankany amin'ny amorony hafa mba hanamboarana tsangambato.