plt_tn/jos/04/04.md

371 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Josoa miteny amin'ireo roambin'ny folo lahy izay tokony ataony.

ao afovoan'i Jordana. Hilanja vato eny amin'ny sorony avy ianareo tsirairay

Ireo roambin'ny folo lahy tsirairay dia hilanja vato be avy eny amin'ny Fandrian-dranon'ny Onin'ny Jordana ary itondra azy ireo mankany amin'ny amorony hafa mba hanamboarana tsangambato.