# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Josoa miteny amin'ireo roambin'ny folo lahy izay tokony ataony. # ao afovoan'i Jordana. Hilanja vato eny amin'ny sorony avy ianareo tsirairay Ireo roambin'ny folo lahy tsirairay dia hilanja vato be avy eny amin'ny Fandrian-dranon'ny Onin'ny Jordana ary itondra azy ireo mankany amin'ny amorony hafa mba hanamboarana tsangambato.