plt_tn/jos/02/23.md

715 B

niverina ireo lehilahy roa

Niverina tany amin'ny tobin'ny Israelita ireo lehilahy roa.

niverina ary niampita ka tafaverina

Ireo dia hevitra mitovy maneho fiverenana any amin'izay itobian'ny Israelita.

niampita

"niampita" dia midika fandehanana mankany ampitan'ny renirano. D.H: "nandeha avy amin'ny amoron'izany mankany ampita amoron'ny Jordana"

Nona

Izany dia anaran-dehilahy; rain'i Jososa.

zavatra rehetra izay nitranga tamin'izy ireo

"ireo lehilahy rehetra dia nahazo traikefa sy fahitana."

antsika

Ity teny "antsika" ity, dia maneho an'Isaraely.

Malemy avokoa ireo mponina rehetra

Ny mponin'ny tany manoloana an'Israely dia tahaka ny zavatra izay mitsonika eo anatrehan'ny hafanana.