# niverina ireo lehilahy roa Niverina tany amin'ny tobin'ny Israelita ireo lehilahy roa. # niverina ary niampita ka tafaverina Ireo dia hevitra mitovy maneho fiverenana any amin'izay itobian'ny Israelita. # niampita "niampita" dia midika fandehanana mankany ampitan'ny renirano. D.H: "nandeha avy amin'ny amoron'izany mankany ampita amoron'ny Jordana" # Nona Izany dia anaran-dehilahy; rain'i Jososa. # zavatra rehetra izay nitranga tamin'izy ireo "ireo lehilahy rehetra dia nahazo traikefa sy fahitana." # antsika Ity teny "antsika" ity, dia maneho an'Isaraely. # Malemy avokoa ireo mponina rehetra Ny mponin'ny tany manoloana an'Israely dia tahaka ny zavatra izay mitsonika eo anatrehan'ny hafanana.