plt_tn/jos/02/23.md

28 lines
715 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# niverina ireo lehilahy roa
Niverina tany amin'ny tobin'ny Israelita ireo lehilahy roa.
# niverina ary niampita ka tafaverina
Ireo dia hevitra mitovy maneho fiverenana any amin'izay itobian'ny Israelita.
# niampita
"niampita" dia midika fandehanana mankany ampitan'ny renirano. D.H: "nandeha avy amin'ny amoron'izany mankany ampita amoron'ny Jordana"
# Nona
Izany dia anaran-dehilahy; rain'i Jososa.
# zavatra rehetra izay nitranga tamin'izy ireo
"ireo lehilahy rehetra dia nahazo traikefa sy fahitana."
# antsika
Ity teny "antsika" ity, dia maneho an'Isaraely.
# Malemy avokoa ireo mponina rehetra
Ny mponin'ny tany manoloana an'Israely dia tahaka ny zavatra izay mitsonika eo anatrehan'ny hafanana.