plt_tn/jos/02/22.md

12 lines
298 B
Markdown

# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Niala an'ny Jeriko ireo mpitsikilo roalahin'ny Israelita.
# niverina ireo mpanenjik'izy ireo.
"niverina tany amin'ny tanàna ny mpanenjik'izy ireo, tany Jeriko."
# ary tsy nahita na inona na inona.
Izany dia maneho ilay olona tsy nahita an'ireo mpitsikilo.