plt_tn/jos/02/22.md

298 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Niala an'ny Jeriko ireo mpitsikilo roalahin'ny Israelita.

niverina ireo mpanenjik'izy ireo.

"niverina tany amin'ny tanàna ny mpanenjik'izy ireo, tany Jeriko."

ary tsy nahita na inona na inona.

Izany dia maneho ilay olona tsy nahita an'ireo mpitsikilo.