# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Niala an'ny Jeriko ireo mpitsikilo roalahin'ny Israelita. # niverina ireo mpanenjik'izy ireo. "niverina tany amin'ny tanĂ na ny mpanenjik'izy ireo, tany Jeriko." # ary tsy nahita na inona na inona. Izany dia maneho ilay olona tsy nahita an'ireo mpitsikilo.