plt_tn/jos/02/15.md

8 lines
315 B
Markdown

# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Mbola miresaka amin'i Rahaba hatrany ireo mpitsikilo Israelita.
# raha toa ka tsy manao izao ianao.
Izany dia maneho toe-javatra ho amin'ny fampanantenana efa nataon'ny mpitsikilo tamin'i Rahaba. Ny teny "izany," dia maneho "avereno ity tady mena amin'ny faravaran-kely ity."