plt_tn/jos/02/15.md

315 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Mbola miresaka amin'i Rahaba hatrany ireo mpitsikilo Israelita.

raha toa ka tsy manao izao ianao.

Izany dia maneho toe-javatra ho amin'ny fampanantenana efa nataon'ny mpitsikilo tamin'i Rahaba. Ny teny "izany," dia maneho "avereno ity tady mena amin'ny faravaran-kely ity."