# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Mbola miresaka amin'i Rahaba hatrany ireo mpitsikilo Israelita. # raha toa ka tsy manao izao ianao. Izany dia maneho toe-javatra ho amin'ny fampanantenana efa nataon'ny mpitsikilo tamin'i Rahaba. Ny teny "izany," dia maneho "avereno ity tady mena amin'ny faravaran-kely ity."