plt_tn/jos/02/10.md

511 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Mbola miresaka amin'ireo mpitsikilo Israelita hatrany i Rahaba.

Ranomasina Mena

Izany dia anarana hafa an'ny Ranomasina mena

Sihona...Oga

Ireo dia anaran'ireo Amorita mpanjaka.

nalemy ny fonay ary tsy nisy herim-po tavela tao amin'iza na iza

Ireo fehezanteny ireo dia mizara dika mitiovy, natambatra ho amin'ny fanasongadinana. Ny fehezanteny "nitsonika ny fonay" dia mitaha amin'ny tahotry ny fon'ny olon'ny Jeriko amin'ny fitsonika sy fikorian'ny rano mandry.