# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Mbola miresaka amin'ireo mpitsikilo Israelita hatrany i Rahaba. # Ranomasina Mena Izany dia anarana hafa an'ny Ranomasina mena # Sihona...Oga Ireo dia anaran'ireo Amorita mpanjaka. # nalemy ny fonay ary tsy nisy herim-po tavela tao amin'iza na iza Ireo fehezanteny ireo dia mizara dika mitiovy, natambatra ho amin'ny fanasongadinana. Ny fehezanteny "nitsonika ny fonay" dia mitaha amin'ny tahotry ny fon'ny olon'ny Jeriko amin'ny fitsonika sy fikorian'ny rano mandry.