plt_tn/jos/02/10.md

16 lines
511 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Mbola miresaka amin'ireo mpitsikilo Israelita hatrany i Rahaba.
# Ranomasina Mena
Izany dia anarana hafa an'ny Ranomasina mena
# Sihona...Oga
Ireo dia anaran'ireo Amorita mpanjaka.
# nalemy ny fonay ary tsy nisy herim-po tavela tao amin'iza na iza
Ireo fehezanteny ireo dia mizara dika mitiovy, natambatra ho amin'ny fanasongadinana. Ny fehezanteny "nitsonika ny fonay" dia mitaha amin'ny tahotry ny fon'ny olon'ny Jeriko amin'ny fitsonika sy fikorian'ny rano mandry.