plt_tn/jos/02/08.md

577 B

tsy mbola natory

Izany dia maneho ny hatoriana mandritry ny alina.

Fantatro fa nomen'i Yaveh anareo ny tany

Ny teny "ianareo" dia maneho ny vahoakan'Israelita rehetra.

tonga teto aminay ny tahotra anareo

"tahotra dia mety afaka maneho fahasamihafana. D.H: "matahotra anao izahay"

halemy eo anatrehanareo

Izany dia mampitaha ny tahotry ny olona amin'ny fitsonihana sy fitondraky ny rano mandry. Mety midika ihany koa hoe 1)tsy hanan-kery eo amin'ny fanatrehan'ny Israelita izy ireo na 2)hiahiahy izy ireo. D.H: "mety hatahotra saingy tsy hanohitra anao izy ireo"