# tsy mbola natory Izany dia maneho ny hatoriana mandritry ny alina. # Fantatro fa nomen'i Yaveh anareo ny tany Ny teny "ianareo" dia maneho ny vahoakan'Israelita rehetra. # tonga teto aminay ny tahotra anareo "tahotra dia mety afaka maneho fahasamihafana. D.H: "matahotra anao izahay" # halemy eo anatrehanareo Izany dia mampitaha ny tahotry ny olona amin'ny fitsonihana sy fitondraky ny rano mandry. Mety midika ihany koa hoe 1)tsy hanan-kery eo amin'ny fanatrehan'ny Israelita izy ireo na 2)hiahiahy izy ireo. D.H: "mety hatahotra saingy tsy hanohitra anao izy ireo"