plt_tn/jos/02/08.md

16 lines
577 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy mbola natory
Izany dia maneho ny hatoriana mandritry ny alina.
# Fantatro fa nomen'i Yaveh anareo ny tany
Ny teny "ianareo" dia maneho ny vahoakan'Israelita rehetra.
# tonga teto aminay ny tahotra anareo
"tahotra dia mety afaka maneho fahasamihafana. D.H: "matahotra anao izahay"
# halemy eo anatrehanareo
Izany dia mampitaha ny tahotry ny olona amin'ny fitsonihana sy fitondraky ny rano mandry. Mety midika ihany koa hoe 1)tsy hanan-kery eo amin'ny fanatrehan'ny Israelita izy ireo na 2)hiahiahy izy ireo. D.H: "mety hatahotra saingy tsy hanohitra anao izy ireo"