plt_tn/jos/02/04.md

383 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Rahaba mpivaro-tena miaro ireo Israelita mpitsikilo roa lahy avy any harama

Fa nalain-dravehivavy ireo roa lahy ka nafeniny

Niseho izany talohan'ny niresahan'ny mpitondra hafatry ny mpanjaka taminy.

ra vehivavy

Izany dia maneho an'i Rahaba, mpivaro-tena.

hariva

Izany dia fotoana izay fiatomboan'ny andro hivadika ho maizin'ny alina.