# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Rahaba mpivaro-tena miaro ireo Israelita mpitsikilo roa lahy avy any harama # Fa nalain-dravehivavy ireo roa lahy ka nafeniny Niseho izany talohan'ny niresahan'ny mpitondra hafatry ny mpanjaka taminy. # ra vehivavy Izany dia maneho an'i Rahaba, mpivaro-tena. # hariva Izany dia fotoana izay fiatomboan'ny andro hivadika ho maizin'ny alina.