plt_tn/jos/02/04.md

16 lines
383 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Rahaba mpivaro-tena miaro ireo Israelita mpitsikilo roa lahy avy any harama
# Fa nalain-dravehivavy ireo roa lahy ka nafeniny
Niseho izany talohan'ny niresahan'ny mpitondra hafatry ny mpanjaka taminy.
# ra vehivavy
Izany dia maneho an'i Rahaba, mpivaro-tena.
# hariva
Izany dia fotoana izay fiatomboan'ny andro hivadika ho maizin'ny alina.