plt_tn/jos/01/16.md

599 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo Israelita ihany no tena Rebonita, Gadita, ary ny atsasakin'ny fokon'i Manase izay namaly an'i Josoa.

Na iza na iza mikomy ireo didinao sy tsy mankatò ireo teninao

Ireo fahezanteny roa ireo amin'ny ankapobeny dia zavatra mitovy ary manasongadina izay karazana tsy fankatoavana ka ho voasazy.

dia vonoina ho faty

Izany dia mety azo lazaina ho tso-drafitra. D.H: "dia vonoina ho faty isika"

Mahereza ary manàna herim-po

Israely sy Andriamanitra dia nihevitra ireo toetra tsara mitambatra ho an'i Josoa mba hanaraka azy toy ny mpitarika azy ireo.