plt_tn/jos/01/16.md

16 lines
599 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo Israelita ihany no tena Rebonita, Gadita, ary ny atsasakin'ny fokon'i Manase izay namaly an'i Josoa.
# Na iza na iza mikomy ireo didinao sy tsy mankatò ireo teninao
Ireo fahezanteny roa ireo amin'ny ankapobeny dia zavatra mitovy ary manasongadina izay karazana tsy fankatoavana ka ho voasazy.
# dia vonoina ho faty
Izany dia mety azo lazaina ho tso-drafitra. D.H: "dia vonoina ho faty isika"
# Mahereza ary manàna herim-po
Israely sy Andriamanitra dia nihevitra ireo toetra tsara mitambatra ho an'i Josoa mba hanaraka azy toy ny mpitarika azy ireo.