# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Ireo Israelita ihany no tena Rebonita, Gadita, ary ny atsasakin'ny fokon'i Manase izay namaly an'i Josoa. # Na iza na iza mikomy ireo didinao sy tsy mankatò ireo teninao Ireo fahezanteny roa ireo amin'ny ankapobeny dia zavatra mitovy ary manasongadina izay karazana tsy fankatoavana ka ho voasazy. # dia vonoina ho faty Izany dia mety azo lazaina ho tso-drafitra. D.H: "dia vonoina ho faty isika" # Mahereza ary manàna herim-po Israely sy Andriamanitra dia nihevitra ireo toetra tsara mitambatra ho an'i Josoa mba hanaraka azy toy ny mpitarika azy ireo.