plt_tn/jol/02/30.md

528 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny resany momba ireo zavatra hataony amin'ny hoavy i Yaveh.

rà, sy afo, ary setroka miredareda.

"rà" dia manamarika ny fahafatesan'ny olona. D.H: "fahafatesana, afo setroka miredareda."

ary ny volana ho rà,

Eto ny teny "rà" dia maneho loko mena. Azonao ampiana ny matoanteny amin'ity andian-teny ity. D.H: "ary hivadika mena tahaka ny rà ny volana"

ny andro lehibe sy mampihorohoro

Eto ny teny "lehibe" miova ny teny "horohoro". D.H: "andro lehibe mampihorohoro."