plt_tn/jol/02/30.md

16 lines
528 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny resany momba ireo zavatra hataony amin'ny hoavy i Yaveh.
# rà, sy afo, ary setroka miredareda.
"rà" dia manamarika ny fahafatesan'ny olona. D.H: "fahafatesana, afo setroka miredareda."
# ary ny volana ho rà,
Eto ny teny "rà" dia maneho loko mena. Azonao ampiana ny matoanteny amin'ity andian-teny ity. D.H: "ary hivadika mena tahaka ny rà ny volana"
# ny andro lehibe sy mampihorohoro
Eto ny teny "lehibe" miova ny teny "horohoro". D.H: "andro lehibe mampihorohoro."