# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny resany momba ireo zavatra hataony amin'ny hoavy i Yaveh. # rà, sy afo, ary setroka miredareda. "rà" dia manamarika ny fahafatesan'ny olona. D.H: "fahafatesana, afo setroka miredareda." # ary ny volana ho rà, Eto ny teny "rà" dia maneho loko mena. Azonao ampiana ny matoanteny amin'ity andian-teny ity. D.H: "ary hivadika mena tahaka ny rà ny volana" # ny andro lehibe sy mampihorohoro Eto ny teny "lehibe" miova ny teny "horohoro". D.H: "andro lehibe mampihorohoro."