plt_tn/jol/01/13.md

660 B

Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ireo mpisoron'Israely Andriamanitra.

Manaova akanjo fisaonana ary aoka hisaona, ianareo mpisorona! Midradradradrà, ianareo mpanompon'ny alitara. Manatona, ento matory mandritry ny alina manontolo ny akanjo fisaonana, ianareo mpanompon'ny Andriamanitro.

Milaza ireo mpisorona Andriamanitra hanetry tena ary hitaraina amin'ny alahelo. D.H: "Ianareo mpisorona rehetra aoka hisaona ary hidradradra sy hanetry tena amin'ny fahatoriana miaraka amin'ny akanjo fisaonana."

ny fanatitra voa sy ny fanatitra sotroina

tapaka fanatitra ao amin'ny tempoly

tranon'ny Andriamanitrareo

tempoly ao Jerosalema.