plt_tn/jol/01/13.md

16 lines
660 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ireo mpisoron'Israely Andriamanitra.
# Manaova akanjo fisaonana ary aoka hisaona, ianareo mpisorona! Midradradradrà, ianareo mpanompon'ny alitara. Manatona, ento matory mandritry ny alina manontolo ny akanjo fisaonana, ianareo mpanompon'ny Andriamanitro.
Milaza ireo mpisorona Andriamanitra hanetry tena ary hitaraina amin'ny alahelo. D.H: "Ianareo mpisorona rehetra aoka hisaona ary hidradradra sy hanetry tena amin'ny fahatoriana miaraka amin'ny akanjo fisaonana."
# ny fanatitra voa sy ny fanatitra sotroina
tapaka fanatitra ao amin'ny tempoly
# tranon'ny Andriamanitrareo
tempoly ao Jerosalema.