# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ireo mpisoron'Israely Andriamanitra. # Manaova akanjo fisaonana ary aoka hisaona, ianareo mpisorona! MidradradradrĂ , ianareo mpanompon'ny alitara. Manatona, ento matory mandritry ny alina manontolo ny akanjo fisaonana, ianareo mpanompon'ny Andriamanitro. Milaza ireo mpisorona Andriamanitra hanetry tena ary hitaraina amin'ny alahelo. D.H: "Ianareo mpisorona rehetra aoka hisaona ary hidradradra sy hanetry tena amin'ny fahatoriana miaraka amin'ny akanjo fisaonana." # ny fanatitra voa sy ny fanatitra sotroina tapaka fanatitra ao amin'ny tempoly # tranon'ny Andriamanitrareo tempoly ao Jerosalema.