plt_tn/job/42/15.md

8 lines
333 B
Markdown

# Tsy nisy vehivavy hita ho tsara mihoatra an'ireo zanaka vavin'i Joba
"tsara tarehy mihoatra noho ireo vehivavy hafa rehetra ireo zanaka vavin'iJoba"
# voky andro
Ny teny "voky andro" dia mitovy hevitra amin'ny "antitra" amin'ny ankapobeny. Ireo andian-teny roa ireo dia lasa fomba fiteny mahazatra. DH: "lehilahy tena antitra."