# Tsy nisy vehivavy hita ho tsara mihoatra an'ireo zanaka vavin'i Joba "tsara tarehy mihoatra noho ireo vehivavy hafa rehetra ireo zanaka vavin'iJoba" # voky andro Ny teny "voky andro" dia mitovy hevitra amin'ny "antitra" amin'ny ankapobeny. Ireo andian-teny roa ireo dia lasa fomba fiteny mahazatra. DH: "lehilahy tena antitra."