plt_tn/job/42/15.md

333 B

Tsy nisy vehivavy hita ho tsara mihoatra an'ireo zanaka vavin'i Joba

"tsara tarehy mihoatra noho ireo vehivavy hafa rehetra ireo zanaka vavin'iJoba"

voky andro

Ny teny "voky andro" dia mitovy hevitra amin'ny "antitra" amin'ny ankapobeny. Ireo andian-teny roa ireo dia lasa fomba fiteny mahazatra. DH: "lehilahy tena antitra."