plt_tn/job/42/07.md

1002 B

Ary rehefa avy

Io andian-teny io dia ampiasaina eto mba hanamarihana tranga manan-danja ao amin'ny tanatra. Raha misy fomba hafa hitenenana izany amin'ny fiteninao, dia azona heverina ny fampiasana izany eto.

Elifaza ilay Temanita

Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.

Mirehitra aminao ...ny fahatezerako

Ny afo dia sarin-tenin'ny fahatezerana ary ny fandrehetana afo dia sarin-tenin'ny miha-tezitra. DH: "Miha-tezitra aminao Aho"

omby lahy fito

"omby lahy 7"

mba tsy hamaliako anareo araka ny fahadalanareo

Ny anarana "fahadalana" dia azo adika amin'ny mpamaritra. DH: "na dia efa adala aza ianareo, sy mendrika ny hosaziako mafy, kanefa tsy hanao izany Aho"

Bildada ilay Sohita

Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.

Zofara ilay Namatita

Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.

Yaveh nanaiky an'i Joba

Ny olona dia sarin-tenin'ny vavaka ataony. DH: "Andriamanitra dia nanaiky ny vavak'i Joba ny amin'ireo namany telo.