plt_tn/job/42/07.md

32 lines
1002 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary rehefa avy
Io andian-teny io dia ampiasaina eto mba hanamarihana tranga manan-danja ao amin'ny tanatra. Raha misy fomba hafa hitenenana izany amin'ny fiteninao, dia azona heverina ny fampiasana izany eto.
# Elifaza ilay Temanita
Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.
# Mirehitra aminao ...ny fahatezerako
Ny afo dia sarin-tenin'ny fahatezerana ary ny fandrehetana afo dia sarin-tenin'ny miha-tezitra. DH: "Miha-tezitra aminao Aho"
# omby lahy fito
"omby lahy 7"
# mba tsy hamaliako anareo araka ny fahadalanareo
Ny anarana "fahadalana" dia azo adika amin'ny mpamaritra. DH: "na dia efa adala aza ianareo, sy mendrika ny hosaziako mafy, kanefa tsy hanao izany Aho"
# Bildada ilay Sohita
Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.
# Zofara ilay Namatita
Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.
# Yaveh nanaiky an'i Joba
Ny olona dia sarin-tenin'ny vavaka ataony. DH: "Andriamanitra dia nanaiky ny vavak'i Joba ny amin'ireo namany telo.