# Ary rehefa avy Io andian-teny io dia ampiasaina eto mba hanamarihana tranga manan-danja ao amin'ny tanatra. Raha misy fomba hafa hitenenana izany amin'ny fiteninao, dia azona heverina ny fampiasana izany eto. # Elifaza ilay Temanita Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io. # Mirehitra aminao ...ny fahatezerako Ny afo dia sarin-tenin'ny fahatezerana ary ny fandrehetana afo dia sarin-tenin'ny miha-tezitra. DH: "Miha-tezitra aminao Aho" # omby lahy fito "omby lahy 7" # mba tsy hamaliako anareo araka ny fahadalanareo Ny anarana "fahadalana" dia azo adika amin'ny mpamaritra. DH: "na dia efa adala aza ianareo, sy mendrika ny hosaziako mafy, kanefa tsy hanao izany Aho" # Bildada ilay Sohita Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io. # Zofara ilay Namatita Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io. # Yaveh nanaiky an'i Joba Ny olona dia sarin-tenin'ny vavaka ataony. DH: "Andriamanitra dia nanaiky ny vavak'i Joba ny amin'ireo namany telo.