plt_tn/job/41/31.md

484 B

Ataony tahaka ny rano mangotraka anaty vilany ny lalina

"rehefa mandalo amin'ny rano izy, dia mamela vorin-drano izay avy lalovany, tahaka ny rano mangotraka ao anaty vilany"

ataony toy ny vilanin'ny hosotra manitra ny ranomasina

Ny hosotra manitra ao anaty vilany dia miforetaka rehefa misy manontsana izany, ary mamotaka ihany koa ny ranomasina rehefa ilomanosan'ny Leviatana.

misy mieritreritra fa fotsy volo ny lalina

Satria ny roatra amin'izay avy lalovany dia fotsy.