# Ataony tahaka ny rano mangotraka anaty vilany ny lalina "rehefa mandalo amin'ny rano izy, dia mamela vorin-drano izay avy lalovany, tahaka ny rano mangotraka ao anaty vilany" # ataony toy ny vilanin'ny hosotra manitra ny ranomasina Ny hosotra manitra ao anaty vilany dia miforetaka rehefa misy manontsana izany, ary mamotaka ihany koa ny ranomasina rehefa ilomanosan'ny Leviatana. # misy mieritreritra fa fotsy volo ny lalina Satria ny roatra amin'izay avy lalovany dia fotsy.