plt_tn/job/41/31.md

12 lines
484 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ataony tahaka ny rano mangotraka anaty vilany ny lalina
"rehefa mandalo amin'ny rano izy, dia mamela vorin-drano izay avy lalovany, tahaka ny rano mangotraka ao anaty vilany"
# ataony toy ny vilanin'ny hosotra manitra ny ranomasina
Ny hosotra manitra ao anaty vilany dia miforetaka rehefa misy manontsana izany, ary mamotaka ihany koa ny ranomasina rehefa ilomanosan'ny Leviatana.
# misy mieritreritra fa fotsy volo ny lalina
Satria ny roatra amin'izay avy lalovany dia fotsy.