plt_tn/job/41/22.md

686 B

-ny ...izy

Leviatana

ny horohoro dia mandihy eo anoloany

Ny anarana "horohoro" dia azo adika amin'ny matoanteny "mihorohoro," DH: "Miorohoro ny olona rehefa mahita ny fihaviny.

tsy afaka ahetsika ireo

DH: "tsy misy afaka manetsika ireo"

Ny fony dia mafy toy ny vato

Ny vato dia tsy miova sy tsy miha-malemy. Ireo mety ho heviny dia 1) ny tratran'ny leviatana sy ny zavatra ao anatiny dia mafy na 2) Tsy matahotra na inona na inona ny Leviatana na 3) Ny Leviatana dia resahina toy ny hoe olona mamono izay tsy mitsitsy mihitsy.

fikosoham-bary

Vato roa lehibe sy mafy ampiasaina mba hitotoana vary. Mety ho izay vato mafy hitan'ny olona izany. "ny vato mafy indrindra"