plt_tn/job/41/22.md

20 lines
686 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# -ny ...izy
Leviatana
# ny horohoro dia mandihy eo anoloany
Ny anarana "horohoro" dia azo adika amin'ny matoanteny "mihorohoro," DH: "Miorohoro ny olona rehefa mahita ny fihaviny.
# tsy afaka ahetsika ireo
DH: "tsy misy afaka manetsika ireo"
# Ny fony dia mafy toy ny vato
Ny vato dia tsy miova sy tsy miha-malemy. Ireo mety ho heviny dia 1) ny tratran'ny leviatana sy ny zavatra ao anatiny dia mafy na 2) Tsy matahotra na inona na inona ny Leviatana na 3) Ny Leviatana dia resahina toy ny hoe olona mamono izay tsy mitsitsy mihitsy.
# fikosoham-bary
Vato roa lehibe sy mafy ampiasaina mba hitotoana vary. Mety ho izay vato mafy hitan'ny olona izany. "ny vato mafy indrindra"