# -ny ...izy Leviatana # ny horohoro dia mandihy eo anoloany Ny anarana "horohoro" dia azo adika amin'ny matoanteny "mihorohoro," DH: "Miorohoro ny olona rehefa mahita ny fihaviny. # tsy afaka ahetsika ireo DH: "tsy misy afaka manetsika ireo" # Ny fony dia mafy toy ny vato Ny vato dia tsy miova sy tsy miha-malemy. Ireo mety ho heviny dia 1) ny tratran'ny leviatana sy ny zavatra ao anatiny dia mafy na 2) Tsy matahotra na inona na inona ny Leviatana na 3) Ny Leviatana dia resahina toy ny hoe olona mamono izay tsy mitsitsy mihitsy. # fikosoham-bary Vato roa lehibe sy mafy ampiasaina mba hitotoana vary. Mety ho izay vato mafy hitan'ny olona izany. "ny vato mafy indrindra"